|
|
|
|

Teny iditra1  Zanamihoatra Randja
Singan-teny  2 Zanamihoatra, 3 Randja
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Randja Zanamihoatra (1925-2015).
6 Edmond Randriamananjara no tena anarany. Teraka tao Vatovory (Ambositra) tamin' ny 29 mey 1925. Nianatra tao amin' ny Ecole Benjamin Escande. Nanomboka nanoratra tamin' ny 1944..
7 Ireto avy ny gazety namoahany ny tononkalony: Fandrosoam-baovao, Asa vadi-drano, Mandroso, Malagasy Vaovao ... ary efa namoaka bokim-poezy kely maro mpitia koa izy : Ary nihira aho, Ako sy feo, Ny lehilahy, Ny vehivavy..
8 Nahazo ny loka voalohany tamin' ny fifaninanana poezy nampanaovin' ny Conseil Municipal-n ' Antananarivo tamin' ny 1958 noho ilay asa sorany mitondra ny lohateny hoe: Tandindona sy Ra.. [2.342]
Voambolana  9  Haisoratra: mpanoratra 10  Tantara: olona
Asa navoany  11  Eny, alina
12  Vainafo Tononkira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06